Distrikan' Andapa
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Andapa)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/5/57/Antsiranana_Andapa.png)
Andapa | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Antsiranana | |
Faritra | Sava |
Ny Distrikan' Andapa dia distrika ao amin' ny Faritra Sava ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana.
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Andapa:
- Ambalamanasy II
- Ambodiangezoka
- Ambodimanga (Andapa)
- Andapa
- Andrakata
- Andranomena
- Anjialava Be
- Ankiaka Be Nord
- Anoviara
- Antsahamena
- Bealampona
- Belaoka Marovato
- Betsakotsako Andranotsara
- Doany
- Marovato (Andapa)
- Matsohely
- Tanandava (Andapa)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e6/Madagascar-Andapa_District.png/220px-Madagascar-Andapa_District.png)
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Sava:
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Andapa |