Pôlinezia Frantsay
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Polinezia Frantsay)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/b9/French_Polynesia_on_the_globe_%28French_Polynesia_centered%29.svg/200px-French_Polynesia_on_the_globe_%28French_Polynesia_centered%29.svg.png)
I Pôlinezia Frantsay dia firenena andafin' ny Repoblika Frantsay, izay ahitana tambanosy dimy misy nosy 118 (ny 67 amin' ireo no misy mipetraka) ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, 6 000 km mianatsinanana avy ao Aostralia: ny tambanosin' i la Société, ny îles du Vent ary ny îles Sous-le-Vent, ny tambanosin' i Tuamotu, ny tambanosin' i Gambier, tambanosin' i Australes ary ny nosin' i Marquises.