Azia Atsimo
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e3/South_Asia_%28orthographic_projection%29_without_national_boundaries.svg/313px-South_Asia_%28orthographic_projection%29_without_national_boundaries.svg.png)
I Azia Atsimo dia faritra atsimo ao Azia izay mahafaoka an'i Afganistàna, i Bangladesy, i Botàna, i India, ireo nosy Maldiva, i Nepaly, i Pakistàna ary i Srilanka. Mahatratra 5 144 000 km2 ny velarany. Faritra be mponina indrindra eto an-tany i Azia Atsimo, izay onenan'olona miisa 1,9 lavitrisa tamin'ny taona 2019, izany hoe ampahefatry ny mponina maneran-tany.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo faritra ara-dafintany ao Azia
Fizaràm-paritra hafa ao Azia