Bassas da India
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/1/15/Bassas_da_India_atoll_map-fr.png/283px-Bassas_da_India_atoll_map-fr.png)
I Bassas da India na Nosy Bedimaky dia nosim-batohara iva ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, eo anelanelan' ny morontsirak' i Madagasikara sy ny an' i Môzambika, ary iray amin' ny Nosy Miparitaka any amin' ny Ranomasimbe Indiana, iray amin' ny distrika ao amin' ny "Tany Atsimo sy Antarktika Frantsay".
I Bassas da India dia nosim-batohara ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, 376 km andrefan' i Morombe aty Madagasikara, 114 km avaratra-andrefan' ny Nosy Europa ary 435 km atsinanan' i Ponta São Sebastião any Môzambika.
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/ad/Iles_eparses_de_l%27ocean_Indien.svg/220px-Iles_eparses_de_l%27ocean_Indien.svg.png)
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Nosy Miparitaka (na Nosy Malagasy):
- Nosy Juan de Nova (na Nosy Kely)
- Bassas da India (na Nosy Bedimaky)
- Nosy Europa (na Nosy Ampela)
- Nosy Glorieuses (na Nosy Sambatra)
- Nosy Tromelin