Bemarivo (Sofia)
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/81/Carte_bassin_Sofia.svg/220px-Carte_bassin_Sofia.svg.png)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/98/Madagascar_rivers.svg/220px-Madagascar_rivers.svg.png)
I Bemarivo dia ony ao amin' ny Faritra Sofia, any amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara. Mivarina any amin' ny morontsiraka avaratra, mankany Anjobony, aloha kelin' ny ony Sofia, akaikin' i Boriziny (Port Bergé). Mioriana manarakany lalam-pirenena faha-6 sy faha-4 izy. Any amin' ny 1 199 m ambonin' ny ranomasina no isy ny loharanony, mirefy 265 km ny halavany ary 15 270 km2 ny sahan-dranony.
Ireto ny tanàna lalovany: Ambinanindrano, Antanetilava, Mahatsinjo, Ambatohararana, Mampikony, ary Boriziny.