Ely (mpitsara)
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/f1/Eli_and_Samuel.jpg/250px-Eli_and_Samuel.jpg)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/1/17/Schnorr_von_Carolsfeld_Bibel_in_Bildern_1860_088.png/182px-Schnorr_von_Carolsfeld_Bibel_in_Bildern_1860_088.png)
I Ely dia mpitsara talohan' ny farany tao Israely araka ny Boky voalohan' i Samoela (1Samoela 7.15) ao amin' ny Baiboly. Izy no nandimby an' i Samsôna ary nodimbasan' i Samoela. Nisahana ny asan' ny atao hoe lehiben' ny pisorona, izay atao hoe "mpisorom-be" na "mpisoronabe" izy.