Félix Houphouët-Boigny
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/3/3b/Houphouet-Boigny.jpg)
I Félix Houphouët-Boigny (mety teraka Dia Houphouët tamin' ny 18 Oktobra 1905 tany N'Gokro (Yamoussoukro) araka ny biôgrafia ôfisialy - maty tamin' ny 7 Desambra 1993) tenenina hoe "le Sage", "Nanan Boigny", "Nanan Houphoët" na "Le Vieux", dia rain' ny fahaleovantenan' i Kôtidivoara.