Fikambanana Fivoi
Apparence
Ny Fikambanana FIVOI (Fiovana IVOaran'ny eny Ifotony)[1] dia antoko pôlitika malagasy.
Fifidianana 2024[hanova | hanova ny fango]
Manana solontena 4 ao amin’ny parlemanta izy io:[2][3]
- Antoine Rajeson sy Pierre Aimé Rakotondrabesa (distrikan'i Arivonimamo)
- Harijao Percy Razafimandimby (distrikan'i Ankazobe)
- Fidy Bariniaina (distrikan'i Manjakandriana)
Filohan'ny Fikambanana[hanova | hanova ny fango]
- Rajeson Antoine
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]