Aller au contenu

James Cameron (misiônera)

Avy amin'i Wikipedia

I James Cameron dia misiônera prôtestanta, mpahay asa tanana britanika (ekôsey raha ny tena marina) tamin' ny taonjato faha-19, izay nahay asa fandrafetana, niasana teto Madagasikara nandritra ny telo amby roapolo taona niaraka amin' ny London Missionary Society (1826–1835; 1861–1875), dia nanana anjara asa lehibe teo amin' ny fampielezana ny kristianisma sy ny indostria teto amin' ny Nosy, tamin' ny fitondran' ny Fanjakana Merina. Teraka tamin' ny 6 Janoary 1800 tao Dunkeld, Perthshire, izy, ary maty tamin' ny 3 Ôktôbra 1875 teto Madagasikara.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]