Aller au contenu

Kitoza

Avy amin'i Wikipedia
Kitoza
Meat Stall in Antanavario
Kitoza

Ny kitoza dia hena maina. Matetika dia ny hena omby no tena atao kitoza, indrindra moa fa ny trafon-kena izay mampiavaka ny omby malagasy. Na izany aza anefa dia misy koa ny kitoza vita amin'ny hena kisoa, izay ampiasain'ireo mpivarotra hani-masaka. Tena matsiro tokoa ireo.