Masombika
Apparence
Tao Imerina tamin'ny taonjato faha-19, ny antsoina hoe Masombika dia ireo olona avy any Afrika nentin'ireo Arabo sy Soahily mpivarotra andevo teto Madagasikara.

![]() |
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |