Singaley (vahoaka)
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/95/Sinhalese_Girl_Wearing_A_Traditional_Kandyan_Saree_%28Osaria%29-1.jpg/220px-Sinhalese_Girl_Wearing_A_Traditional_Kandyan_Saree_%28Osaria%29-1.jpg)
Ny Singaley dia vondom-poko any Srilanka, izay maro anisa indrindra (75 %) amin' ny mponina miisa 15 tapitrisa ao amin' io firenena io. Miteny singaley izy ireo sady Bodista teravada ny ankamaroany na dia misy ireo vitsy anisa nisafidy ny fivavahana kristiana.