Aller au contenu

Tena

Avy amin'i Wikipedia

Ny tena, izay indraindray antsoina hoe vatana, dia zavatra azo tsapain-tanana amin' ny zavamananaina. Misy zavamananaina mitombo avy amin' ny sela tokana mankany amin' ny ôrganisma iray manontolo: ohatra, ny bobongolo (Myxomycetes). Ho azy ireo, ny teny hoe "vatana" dia manonado ny dingana marosela. Ny tenan' ny olombelona dia misy loha, tenda, vatana, sandry roa, tongotra roa ary taovam-pananahana, izay tsy mitovy ny an' ny lehilahy sy ny an' ny vehivavy.