Varika
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a3/Common_brown_lemur_%28Eulemur_fulvus%29_male.jpg/220px-Common_brown_lemur_%28Eulemur_fulvus%29_male.jpg)
Ny varika dia karazam-biby ao amin' ny fianakaviana Lemuridae. Hita eto Madagasikara ary efa nampidirina tany Mayotte koa. Eulemur fulvus no anarany ara-tsiansa
Hatramin' ny taona 2000, ny varika dia nozaraina ho zana-karazana enina:
- Eulemur fulvus fulvus
- Eulemur fulvus albifrons
- Eulemur fulvus sanfordi
- Eulemur fulvus rufus
- Eulemur fulvus albocollaris
- Eulemur fulvus collaris