Aller au contenu

Wilhelmshaven

Avy amin'i Wikipedia

53°31′N 08°06′E / 53.517°N 8.100°E / 53.517; 8.100

Wilhelmshaven
Velarantany 107,07 km2
Isam-ponina 76,089 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna de:Carsten Feist
Firenena  Alemaina
Faritany NC
Faritra NC
Helodranon' i Jade sy Wilhelmshaven

I Wilhelmshaven dia tanàna any Alemaina, Ny tanàna no misy ao amin'ny  Niedersachsen ary ny ranomasina Avaratra. Misy, 76.089 ny olona velona.

Tafika an-dranomasina[hanova | hanova ny fango]

Wilhemshaven no fonenan'ny toby an-dranomasina lehibe indrindra any Alemaina.

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]