Ondrilahy (fanandroana)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/5e/Aries.svg/170px-Aries.svg.png)
Ny Ondrilahy no vintana voalohany ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Trondro (na Alohotsy) no eo alohany ary ny Ombilahy (na Adaoro) no manaraka azy.
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/f3/Sturbridge_Ram.jpg/170px-Sturbridge_Ram.jpg)
Ny antokon-kintana Ondrilahy sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a4/Aries_constellation_map-fr.png/170px-Aries_constellation_map-fr.png)
Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintan' ny Ondrilahy dia manomboka amin'ny 18 Avrily ka miafara amin' ny 13 Mey. Ny fari-potoan' ny Ondrilahy araka ny zôdiakan-kintana (frantsay: zodiaque sidéral) dia eo amin' ny 15 Avrily hatriamin' ny 15 Mey.
Ny Ondrilahy ao amin' ny zôdiaka mikisaka (frantsay: zodiaque tropique) dia eo anelanelan' ny 21 Marsa sy 20 Avrily: tsy mifanaraka amin' ny fotoana andalovan' ny masoandro tandrify ny antokon-kintana Alahamady izany.
Hazandrano | Ondrilahy | Ombilahy | |
Antokon-kintana | 11 Marsa - 18 Avrily | 18 Avrily - 13 Mey | 13 Mey - 21 Jona |
Zodiakan-kintana | 15 Marsa - 14 Avrily | 15 Avrily - 15 Mey | 16 Mey - 15 Jona |
Zodiaka mikisaka | 20 Febroary - 20 Marsa | 21 Marsa - 20 Avrily | 21 Avrily - 20 Mey |
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Evan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Bibilava - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: