Andranotsimisiamalona
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/fb/Rijeke-Masiva-Ambre.png/220px-Rijeke-Masiva-Ambre.png)
I Andranotsimisiamalona dia reniranon' i Madagasikara ao avaratra. Ao amin' ny tangorom-bohitra Ambohitra no ipoiran' ny loharanony. Manompo an' i Saharenana izy ary mivarina ao rehefa tandrify an' Antananandrenitelo.