Faraony
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/98/Madagascar_rivers.svg/220px-Madagascar_rivers.svg.png)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/bb/Faraony.jpg/220px-Faraony.jpg)
I Faraony dia reniranon' i Madagasikara ao amin' ny faritra Fitovinany, ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa, izay mivarina avy ao afovoan-tany mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. 150 km ny halavany.[1]
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Faraony |