Antainambalana
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/98/Madagascar_rivers.svg/238px-Madagascar_rivers.svg.png)
Antainambalana na Antenambalana dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Ambatosoa, ao amin' ny faritanin' i Toamasina, izay mivarina mankany antsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana ao amin' ny Helodranon' i Antongila, akaikin' i Maroantsetra. Isan' ireo renirano manompo azy i Amparihy.