Mahavavy Avaratra
Apparence
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/98/Madagascar_rivers.svg/220px-Madagascar_rivers.svg.png)
![](http://chped.net/https/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/93/Le_pont_Mahavavy-Ambilobe_03.jpg/220px-Le_pont_Mahavavy-Ambilobe_03.jpg)
I Mahavavy na Mahavavy Avaratra dia onin' i Madagasikara any avaratra, ao amin' ny faritra Diana, ao amin' ny faritanin' Antsiranana, izay mivarina mankany andrefana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Ao Maromokotro, tendron' ny tangorom-bohitra Tsaratanana no misy ny loharanony. Ambilobe no tanàna lehibe andalovan' i Mahavavy. Mamakivaky tany lemaka lonaka izy ka anodrahana tany mirefy 5 500 ha izay ampiasaina indrindra amin' ny fambolena landihazo.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Lisitry ny renirano eto Madagasikara
- Mahavavy Atsimo -ony ao amin' ny faritra Boeny sy ny faritra Betsiboka